MKSD-Meeting 2022

Faly miarahaba antsika rehetra,

Mirary taona 2022 sambatra antsika.
Eto dia faly manasa antsika hiaraka hihaona ankafaliana amin´ny Sabotsy 19 Marsa 2022 amin´ny 19:00 ora any Flughafen-Riem-Straße 61, 81829 München. Hiaraka hitafatafa momba ny Fikambanana isika. Hisy ny fiaraha misakafo sy fiaraha mikorana.
Mba manasa antsika handefa valiny alohan´ny 28 Febroary 2022 izao.

Tongava maro e.
Sei dabei❤️🇲🇬

Ny Birao