Partnerschaft MKSD e.V. mit „Projekt Mibaliaka“ by MWR Verein in Madagaskar 2022

„Bildung ist eine mächtige Waffe, um Mentalitäten zu verändern und Unterschiede zu überwinden, und Sport ist eine Quelle der Inspiration, der Selbstüberwindung, der Toleranz und der Erziehung des Respekts für junge Menschen. Diese beiden Elemente tragen zur Schaffung einer gerechteren und brüderlicheren Gesellschaft bei. » 👦👧

Dieses Jahr , wurde eine Partnerschaft von MKSD e.V. in Deutschland erfolgreich abgeschlossen, die ausgewählten Jugendlichen in Madagaskar Sportartikel wie Basketball, Fußball sowie Sportkleidung für das “ Projekt Mibaliaka “ zur Verfügung stellt, die von der MWR Association unterstützt werden. Dies gilt insbesondere für die Unterstützung junger Menschen und Kinder , die Träume haben, um ihre Visionen zu verwirklichen. 🇩🇪 🇲🇬

Na aty antany lavitra ary izahay tanora Malagasy aty Allemana , ny fikambanana MKSD e.V. dia tsy manadino ireo mpiray tanindrazana any Madagasikara. Tamin’ny volana Febroary 2022, dia tontosa soa aman-tsara ny fiaraha-miasa niaraka tamin´ny “ vondrona Mibaliaka“ any Madagasikara, tamin’ny fanomezana fitaovam-panatanjahantena ireo tanora voafantina tamin´ny tetikasa izay tohanany MWR-Association. Natao indrindra izany mba hanohanana ireo tanora sy zandry manana nofinofy hanatanteraka ireo vinany. Ny anjara biriky ny MKSD e.V. teto ny fanohanana azy ireo, ankoatrany fanabeazana ara-batana izay azon´izy ireo any an-tsekoly, dia nizara ireto fitaovana manaraka ny fikambanana ireto: ahitana baolina roa (baolina kitra sy basikety), lobaka lalao basikety 15 sy lobaka fanazaran-tena 12, lobaka lalao baolina kitra 15 ary lobaka fanofanana 15 hafa, ary t-shirt 30.

🌱Alefa Madagasikara 🇲🇬 🇩🇪

Mibaliaka_Powerd_by_MRW

MKSD e.V.

sei dabei

Sorry! This product is not available for purchase at this time.