MKSD-Meeting 2023

Faly miarahaba antsika rehetra,

Mirary taona 2023 sambatra antsika ary Mirary Paska sambatra ihany koa.
Eto dia faly manasa antsika hiaraka hihaona ankafaliana amin´ny Sabotsy 06 May 2023 amin´ny 10:00 ora any Alte Römerstrasse 7a, Dachau (München). Hiaraka hitafatafa momba ny Fikambanana isika. Hisy ny fiaraha misakafo sy fiaraha mikorana ary indrindra fiarahana mikarakara ny Fihaonana MKSD 2023.
Mba manasa antsika handefa valiny alohan´ny 01. May 2023 izao.

Tongava maro e.
Sei dabei❤️🇲🇬

Ny Birao

Veröffentlicht von MKSD

MADAGASSICHES KULTUR- UND SPORTTREFFEN IN DEUTSCHLAND