FIARAHAMIVAVAKA

Toy ny vary sy rano amintsika Malagasy ny fivavahana, ka tsy mifanary na an-tsaha na an-tanàna. Faly izahay hiaraka hidera an ilay Nahary miaraka aminao.