Wie jeden Sonntag Abend präsentieren MKSD verschiedenen Themen über Sport oder Kultur auf Facebook. Sei Dabei schaue dir unser neuen Live an unter https://www.facebook.com/fihaonambe.MKSD/
Rila B. Fondatrice MKSD
Isaky ny alahady hariva aminßny 20 ora eto Alemana dia manolotra anareo Facebook Live ny MKSD izay hifanakalozan´ny rehetra. Ny iresahina dia matetika momba ny tontolony Fanatanjahan-tena sy kolotsaina. Aza adino ary ny Live manaraka, arao ao amin´ny rohy https://www.facebook.com/fihaonambe.MKSD/

WWK Agentur Triantis stellt sich vor!
MKSD Live direct eto @ Facebook MKSD momba ny Finance sy Assurance.
✅ Inona no ilana ny assurance responsabilité civile (Haftpflichtversicherung)
✅ Inona avy ny tombotsoa azo @ assurance rehefa misy ny accident
✅ Ahoana no ahazoana tombony haingana @ tahiry (Sparen, Vermögensaufbau)
✅ Ahoana ny fanokafana Kaonty vaovao any @ Banky? (Kredit, Baufinanzierung..)
📣Tafatafa iarahana @ WWK Triantis Angetur, agence iray mandraharaha momba ny finance sy assurance @ Alahady, 26.09.2021 @ 08 ora alina.






