NEUIGKEIT


MKSD & ONG Mibaliaka

🇲🇬Mankasitraka antsika rehetra fa tratra ny tanjona t@ 2021 dia ny hanampy ny Association Mibaliaka ao Antananarivo. Mbola mitohy ny ezaka @ ity taona 2022 ity.

🇩🇪 Wir danken Euch vielmals. Wir haben das Ziel im Jahr 2021 erreicht. Gemeinsam unterstützen wir die NGO « Mibaliaka » in Antananarivo.

Mehr erfahren


FIVORIAMBE ny mpikambana


Aza adino @ Sabotsy 11.09.2021 a 19:00 h ny fivoriambe MKSD-Team izay atao @ Flughafen-Riem-Strasse 61, 81829 München. Ho avy amin io ny WWK Triantis Agentur hivahiny ao amintsika. Loha-hevitra maro no hodinihana ary manantena ny fahantogavantsika rehetra. Ito ny rohy afaka ampiasaintsika ho an´ izay tsy afaka manatrika mivantana @ io fotoana io – Hisy ihany koa ny Zoom Meeting – raha te handray anjara enao dia aza milasala manoratra ny fikambanana.